|
Ny Fijerena tsy mitongilana dia torolalana lehibe amin'ny wikipedia. Amin'ny teny anglisy dia afohezina hoe NPOV ilay izy. Ny Fijerena tsy mitongilana dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra. |
This article is from Wikipedia. All text is available under the terms of the GNU Free Documentation License.
Mercedes Car
This site monitored by SitePinger.net