|
Fitaovana ahafahana mampita hevitra amin'ny alalan'ny feo na marika (izay midika hoe teny) iraisan'ny andian'olona maromaro. Ny fiteny dia misy voambolana sy fitsipika. Ka ny fitsipika no mamehy ny fampiasana ny teny mba hahatonga ny fehezanteny hisy dikany. |
This article is from Wikipedia. All text is available under the terms of the GNU Free Documentation License.
Mercedes Car
This site monitored by SitePinger.net